| Entry (1/2) | 1 tsakotsako |
| Root | 2 tsako |
| Part of speech | 3 noun |
| Examples |
4 Ary bevohoka tia tsakotsako, ka ny andro iray no tsy afaka.
[2.587#]
5 Indroa Zoma nisy fahatairana teo an-tsena, fa nandre tsakotsako ny olona hoe: miamboho, hono, Ranavalona! [1.437#] |
| Derivatives |
|
| Proverbs | 8 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 9 tsakotsako |
| Root | 10 tsako |
| Part of speech | 11 noun |
| Explanations in Malagasy |
12 katsaka
[Tambahoaka, Sihanaka]
[1.78] 13 empemba [Tambahoaka] [1.78] |
| Explanations in French |
14 (duplicatif de tsako). Zea mays L. (Poaceae).
15 Le maïs cultivé en grand, pour l'alimentation humaine comme espèce fourragère. [Betsileo] [1.196] 16 maïs [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 19 Botany |
| Scientific name |
|
| Anagrams | 21 katsokatso, 22 kotsakotsa, 23 tsakotsako |
| Updated on 2025/11/17 |
|