| Entry | 1 tsaikona |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Ilay famindra ataon' ny soavaly raha tsy manipy tanana izy.
4 Hazakaza-madinika, famindra mipitipitika toy ny hiriotra.. [1.1] |
| Explanations in French |
5 petit trot.
6 pas de marche un peu précipité des porteurs. [1.3#749] |
| Examples |
7 Ny tsaikona dia hazakaza-madinika.
[2.643#]
8 Ny lehilahy kosa efatra, mandroso, miverina, manao dia tsaikona, miondrika, mihatokatoka ka mihofahofa mbamin'ny sofin'ny satroka penjiny. [2.356#] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 27 2 combinations of this word |
| Anagrams | 28 anatsiko, 29 antsakio, 30 antsioka, 31 atsikano, 32 kotsaina, 33 takosina, 34 tsaikona, 35 tsakoina |
| Updated on 2025/11/09 |
|