|
|
|
|

Entry1  fitsaikonana
Root  2 tsaikona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Famindran' ny soavaly mandeha haingana tsy manipy tanana; fanaovana hazakaza-madinika: Raha tsy tianao ny firiotran' ny soavaly, baikoy hanao fitsaikonana. [1.1]

Anagrams  5 fitakosinana, 6 fitsaikonana

Updated on 2025/09/12