|
|
|
|

Entry1  trozona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Biby mivelona any anaty ranomasina, ny lehibe indrindra amin' ny biby fantatra amin' izao andro izao fa mety hahatratra 20 metatra ny halavany ary 130 taonina ny lanjany.. [1.1]
4 biby lehibe indrindra mivelona any anaty ranomasina ary mampinono. [1.13]
Explanations in English  5 a whale. [1.7]
Explanations in French  6 baleine. [1.54, 1.8, 1.13]
Vocabulary  7  Zoology: mammals
All compound words  8  3 combinations of this word
Article  9 Randzavola: trozona ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/11/09