|
|
|
|

Entry1  trona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Feon' ny kisoa kely (ny fampiasa matetika amin' izany anefa dia ny hoe trontròna)
4 Fisatrasatrana tsy avy miaina, fandre ataon' ny olona miala aina na marary mafy [1.1]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :

Anagrams  13 notra, 14 ranto, 15 trano, trona

Updated on 2026/02/22