| Entry | 1 fitronana |
| Root | 2 trona |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Famoaham-peo tsy faly toy ny manerona: Ny fitronan' ny kisoa Fisatrasatrana tsy avy miaina: Tsy te hihaino ny fitronan' ny olona marary mafy aho [1.1] |
| Anagrams | 5 fanonitra, 6 fiantrano, 7 fitronana |
| Updated on 2025/09/12 |
|