|
|
|
|

Entry1  fitriarana
Root  2 triatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Faharovitana, fahatatahana, fitsefahana: Hatrany ambony ka hatrany ambany ny fitriaran' ny akanjony. [1.1]

Updated on 2025/09/12