|
|
|
|

Entry1  tratra aorina
Elementary words  2  tratra, 3  aoriana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  diso fotoana, tsy tonga ara-potoana [1.1]
Examples  6  Ny olona rehetra tonga tamin'ny andro nahatongavan' ny tafika avy any Betafo, ary izay tratra aoriana indrindra iny ampitson' iny, ka izy kosa vao izao no tonga [2.324]
7  Very fotoana nifandimby nanao ny asam-Bazaha ry zareo, ka tratra aoriana mihitsy ny nanaovany ny azy [2.472]

Updated on 2025/09/12