| Entry | 1 tratra antitra |
| Elementary words | 2 tratra, 3 antitra |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 teny fanaovam-beloma sy firariana ho tratra antitra anie; teny fiarahabana andriana fahizay ary mbola fampiasa koa ankehitriny rehefa hanao veloma mba ho firariana ho ela velona
6 ela velona sy maro andro niainana [1.1] |
| Vocabulary | 7 Forms of Address |
| Analogs | 8 traraantitra, 9 trarantitra, 10 tratrantitra |
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|