Entry tratrantitra (tratra, antitra)
Part of speech   adjective
English definition   overtaken by old age; literally reached by old age [Richardson 1885]
French definition   parvenu à un âge avancé, à un grand âge [Abinal 1888]
Examples  
1Tratrantitra aza marofy ianao. [Razoharinoro: Soratra, page 100]
2Dia maty Joba, rehefa tratrantitra ka ela niainana. [Baiboly: 22.42.17]
3Ho ela velona ny mpanjakavavy Ranavalona II, tsy harofy, fa ho tratrantitra! [Profita: Ranary, page 99]
4Hiainga anie Ramiaramila / Ho eo Ambatondrafandrana, / Ka nanao tratrantitra Andriana [Dahle: Angano, page 278]
Analogy   trarantitra ~ trara antitra ~ tratra antitra

2018/11/01