|
|
|
|

Entry1  traokabe
Elementary words  2 traoka, 3 be
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Fantsona miendrika antsasaka varingarina, idiran' ny rivotra any amin' ny havokavoka, ka ny atiny dia misy tsibolo sy tsilelo izay afa-mamerina ny vovoka entin' ny rivotra ho any anaty vava: ny traokabe dia mizara ho traoka roa izay miditra ao anaty havokavoka ka mizarazara madinika maromaro indray [1.1]
6 faritra mitondra rivotra avy eo amin'ny tendabe mankany amin'ny traoka [1.13]
Explanations in French  7 trachée artère [1.13]
Vocabulary  8  Biology

Anagrams  9 abetroka, 10 Bekorata, 11 boretaka, 12 traokabe

Updated on 2025/09/12