|
|
|
|

Entry (1/2)1  traoka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Taova lavalava idiran' ny rivotra any amin' ny havokavoka, ka mizara roa: ny lohatraoka ary ny traokabe
4  [1.13] taova mitondra ny rivotra ao amin'ny havokavoka
Explanations in French  5  [1.13] bronche
Examples  6  [2.424#] Ny braonsita dia otrikaretina mahazo ny traoka na ireo fantsona mitondra ny rivotra mankao amin' ny avokavoka.
Derivatives 
Names :
All compound words 
Vocabulary  10  Biology

Entry (2/2)11  traoka
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  [1.13] fangaro
Explanations in French  14  [1.13] mélange
Vocabulary  15  Chemistry

Anagrams  16 akotra, 17 atroka, 18 katrao, 19 katroa, 20 okatra, 21 rotaka, 22 takaro, 23 taroka, 24 toraka, 25 traoka, 26 troaka

Updated on 2025/09/12