| Entry | 1 trano tsiotsiory |
| Elementary words | 2trano, 3tsiotsiory |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 trano nisy rindrina izay natao tamin' ny rantsan-kazo madinika na ampanga, ary notemerina tain' omby ny tao anatiny mba hitana hafanana tsara [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|