|
|
|
|

Entry1  tranompokonolona
Elementary words  2  trano, 3  fokonolona
Part of speech  4  noun
Explanations in English  5  a town hall [1.7]
Explanations in French  6  salle de fêtes d'une ville [1.8]
Examples  7  Nafana ny rivotra niainana tao amin' ny tranompokonolona. [2.472#]
8  Dia tonga ny mpitsidika ny fambolena ary noraisina tao an-tranompokonolona. [2.332#]

Updated on 2025/09/12