|
|
|
|

Entry1  tranomaizina
Elementary words  2 trano, 3 maizina
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Trano itanana an' ireo voaheloky ny fitsarana noho ny heloka bevava vitany; fonja [1.1]
Explanations in English  6 a prison [1.7]
Explanations in French  7 prison [1.8]
Examples  8  Rehefa nanaiky izy roa lahy, dia noravana ny olona, ka nampidirina tany an-tranomaizina izy telo mianaka. [2.324]
9  Nitsoaka ny mpiambina ny tranomaizina. [2.472]
Article  10 Randzavola: tranomaizina ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/09/12