|
|
|
|

Entry1  trano kotona
Elementary words  2  trano, 3  kotona
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  trano hazo avokoa ny tenany [1.1]
Examples  6  Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka. Misy voron-kazo ny tendron-tandrony. Misy rihana sy toeran’ entana; ny sasany vita rihana, mitemitra tsihy hisatra. [1.437#44]

Updated on 2025/09/12