|
|
|
|

Entry1  tranoambo
Elementary words  2 trano, 3 ambo
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 (traño ambo) trano kely misy tongony efatra, avoavo, fitahirizam-bary akotry [Tanala] [1.78]
6 Trano avo misy tongony, fitehirizana vary; trano kely misy tongony avo, izay atao fasiam-bary ny ambony [1.1]
7 trano fitahirizana vokatra [1.13]
Explanations in French  8 grenier, grange, silo [1.13]
Synonyms  9 rina, trahambo
Proverbs  10  Proverbs containing that word
Illustrations 

Anagrams  11 rombotana, 12 tamborona, 13 tranoambo

Updated on 2025/11/02