Entry | ![]() |
traka |
Part of speech | noun | |
Malagasy definition | [Taisaka] anana dia fihinana [Rakotosaona 1972] | |
[Tanala] anana [Rakotosaona 1972] | ||
[Betsileo] Anana: Mividy traka [Rajemisa 1985] | ||
Entry | ![]() |
traka |
Part of speech | noun | |
Malagasy definition | Fanarenana ny loha hiatrana tsara. [Rajemisa 1985] | |
Derivations | anatrakana, atraka, fanatrahana, fanatraka, fanatrakana, fitràkana, fitrahana, fitraka, itrahana, mahatraka, manatraka, mitraka, mitratraka, mpanatraka, mpitraka, tafatraka, tratraka, voatraka | |
Updated on 2009/04/08 |
![]() |