|
|
|
|

Entry1  fitraka
Root  2 traka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina mitraka, izany hoe manarina ny loha hiatrana tsara: Mahafinaritra ny mijery ny fitrakan' ny miaramila rehefa manao matso [1.1]

Anagrams  fitraka, 5 kifatra

Updated on 2025/09/12