Entry | 1 tra-drasa |
Elementary words | 2 tratra, 3 rasa |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 biby efa toa ho faty -- na noho ny aretina na noho ny loza nahazo azy -- ka vonjena vonoina haingana mba hohanina na hamidy [1.1] |
Synonyms | 6 atao tra-drasa |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |