|
|
|
|

Entry1  totokafo
Elementary words  2 totoka, 3 afo
Part of speech  4  noun or adjective
Explanations in Malagasy  5 Voahodidin' ny afo [1.1]
6 Asa maika mora mifanontona tsy maintsy hatao tsy misy hataka andro [1.1]
Explanations in French  7 Figuré: Entouré par le feu ; occupations, affaires urgentes et simultanées. [1.3#735]

Updated on 2025/09/12