Entry torovoka
Part of speech noun
Malagasy definition Fipetraka miarinarina eo amin' ny tany na eo ambony tsihy, ny lohalika atsangana misafosafo amin' ny saoka: Mahatsikaiky ny torovok' io rafotsibe io [Rajemisa 1985]
Derivations 

2009/02/23