|
|
|
|

Entry1 fitorovohana
Root  2torovoka
Part of speech  3 noun
Explanations in Malagasy  4Fipetrahana miarinarina amin' ny tany na eo ambony tsihy, ny lohalika atsangana misafosafo amin' ny saoka. [1.1]

Updated on 2025/09/12