| Entry | 1 torotorohina |
| Part of speech | 2 participle |
| Root | 3 torotoro |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manomboka ho lo ka rakotra vovobovoka fotsifotsy; lomorina, bobongolo: Hazo efa torotorohina no nanaovanao ity seza ity |
| Anagrams | 5 harotorotony, hirotorotoan, hotrotroinao, torotorohina |
| Updated on 2025/01/21 |
|