Entry | 1 torebina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] [anglisy treble] Amin' ny hira misy feo maro, ilay fizarana ataona feon-dehilahy avo indrindra: "Lohataona... Indreny fa manao tonera avo dia avo ny papango, arahin' ny railovy ny torebiny malefaka; ampian' ny goaika fasiny mikantsankantsana; dobohan' ny toloho ny besony mikotrokotroka (Rabenjamina Androvakely) |
Vocabulary | 4 Music: (in general) |
Synonyms | 5 torebiny |
Anagrams | 6 atrebony, 7 Robenita, 8 torebina |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |