|
|
|
|

Entry1  tongo-balady
Elementary words  2  tongotra, 3  balady
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  Tongo-malady na olona faingam-pandeha (teny fahita amin' ny angano); tongotry ny bonia amin' ny angano, izay faingam-pandeha izaitsizy [1.1]

Updated on 2025/09/12