Entry tongava (tonga)
Part of speech   imperative of adjective tonga [list]
French translation   arrivez [Abinal 1888]
Examples   Tongava nofo, tompoko, ny sakafo kely narosonay ho anao! [Rajemisa 1985, page 959]
Raha izany ary, tongava any an-trano misakafo rahampitso antoandro. [Andraina: I Vola, page 28]
Dia tongava soa! [Rajaonarivelo: Bina, page 23]

Updated on 2014/10/18