| Entry | 1 tonantonana |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Mitsikamokamo, mivarora-dava, midonana-poana.
4 Fivezivezena foana tsy misy antony; fahatongavana amin' ny toerana iray tsy nisy zava-natao. [1.1] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | 16 ontanontana, 17 tanontanona, 18 tonantonana |
| Updated on 2025/09/19 |
|