|
|
|
|

Entry1  mitonantonana
Root  2  tonantonana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mivezivezy foana tsy misy antony, tonga fotsiny tsy misy zavatra hatao: Ity izaho nitonantonana tany, nefa ry zalahy taty nigalabina aoka izany! [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
Proverbs  8  Proverbs containing the word mitonantonana

Anagrams  9 miontanontana, 10 mitanontanòna, mitanontanona, 11 mitonantonana

Updated on 2025/09/19