|
|
|
|

Entry1  tompon-trano
Elementary words  2 tompo, 3 trano
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 ny mipetraka ary mizaka sy miandraikitra ny ao an-trano; mifanohitra amin' ny vahiny [1.1]
Examples  6  Feno ny fikarakaran-dry zareo tompontrano. [2.356#]
7  Vao niditra Ingahy Ramiandrisoa sy ilay namany dia efa kaodikaody izany izy mivady tompontrano. [2.472#]
Proverbs  8  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02