|
|
|
|

Entry (1/2)1  tompon-tany
Elementary words  2 tompo, 3 tany
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 ny mipetraka sy monina amin' ny tany iray, mifanohitra amin' ny vahiny mpiavy avy ivelany [1.1]

Entry (2/2)6  tompontany
Elementary words  7 tompo, 8 tany
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10 Karazam-bibilava mitovitovy amin' ny tompondrano ihany saingy mena ny tapaky ny rambony; karazana efa mihavitsy izy ireo [1.1]
Vocabulary  11  Zoology: reptiles, amphibians

Anagrams  tompon-tany, tompontany

Updated on 2025/11/21