| Entry | 1 tompondrano |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Karazam-bibilava malama hoditra mpitoetra amin' ny petsapetsa; mety hahatratra hatramin' ny refy ny halavany; tsy mba mpiakatra an-tanety ny tompondrano afa-tsy indraindray tadiavina, ka noheverina ho fambara loza ny fahitana azy amin' izay [1.1] |
| Explanations in French |
4 serpent aquatique [1.54] |
| Vocabulary | 5 Zoology: reptiles, amphibians |
| Updated on 2025/09/12 |
|