|
|
|
|

Entry1  tombo-montsina
Elementary words  2 tomboka, 3 montsina
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 ilazana ny olona miray tetika ka manao izay tsy handrenesana ny tenin' ilay mifamaly aminy fa vao miteny dia tsenainy. [1.1]

Updated on 2025/09/12