| Entry | 1 tomban-tsy ambolena |
| Elementary words | 2 tombana, 3 tsy, 4 ambolena |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 bainga avadika nefa tsy volena na inona na inona
7 zavatra tombanana ambony dia ambony mba tsy haharaikitra azy [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|