| Entry | 1 fitokona |
| Root | 2 tokona |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mitokona, izany hoe mihenahena tsy mety miala amin' ny toerana misy azy, fomba entina mitokona na mihenahena tsy mety miasa [1.1] |
| Anagrams | 5 fiantoko, 6 fikotona, 7 fitokona |
| Updated on 2025/09/12 |
|