Entry | 1 tokantranomaso |
Elementary words | 2 tokantrano, 3 maso |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Firaisa-monin' ny lehilahy sy vehivavy izay tsy mpivady ara-dalàna: Manao tokantranomaso [1.1] |
Examples |
6 Raha maka zanak' olona ho tokantranomaso, kanefa tsy mampakatra azy ho vady, dia sazina.
[1.123#]
|
Article | 7 Randzavola: tokantranomaso ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |