|
|
|
|

Entry1  tokam-bolana
Elementary words  2 tokana, 3 volana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 Enti-milaza olona tsy mivadika amin' ny teny nataony, fa rehefa izay dia izay; tsy be teny fa dia iray iny ihany ary tsy ovana na soloana [1.1]
[tokambolana] 6 tsy mandainga, tsy mivadibolàna [1.13]
Explanations in French  [tokambolana] 7 fidèle [1.13]

Updated on 2025/12/08