Entry | 1 tokam-bolana |
Elementary words | 2 tokana, 3 volana |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 Enti-milaza olona tsy mivadika amin' ny teny nataony, fa rehefa izay dia izay; tsy be teny fa dia iray iny ihany ary tsy ovana na soloana [1.1] 6 [tokambolana] tsy mandainga, tsy mivadibolàna [1.13] |
Explanations in French |
7 [tokambolana]
fidèle [1.13] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |