|
|
|
|

Entry1  tohy loha
Elementary words  2 tohy, 3 loha
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 ilazana ny lamba izay nampiana ila keliny mifampitohy ny lambanany; atao hoe: "kely ila" koa ny anaran' ny lamba toy izany. [1.1]
[tohiloha] 6 Lamba efa malemy sy rovitra ka ny sisiny roa no avitrana atao ampovoany. [1.1]
Explanations in French  7 action de mettre au milieu et de coudre les bords extérieurs d'un lamba dont le milieu est usé. [1.3]
Proverbs  8  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/11