| Entry | 1 tofirina |
| Root | 2 tifitra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Fihasimban' ny teny hoe: tifirina (tifitra). Asiana (amin' ny basy, tafondro, tsipika... na izay rehetra mety hahavoa): Notofiriko tamin' ny basy ifay vorona ka nitsirara
5 Kendrena hasiana: Izaho mihitsy no notofirinao tamin' iny teny iny [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 10 fionitra, 11 itrifano, 12 tofirina |
| Updated on 2025/11/13 |
|