| Entry | 1 tifirina |
| Root | 2 tifitra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Asiana (amin' ny basy, tafondro, tsipika... na izay rehetra mety hahavoa): Notifiriko tamin' ny basy ifay vorona ka nitsirara
5 Kendrena hasiana: Izaho mihitsy no notofirinao tamin' iny teny iny [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be shot
[1.7] |
| Explanations in French |
7 sur qui (quoi) on tire, qu'on fusille
[1.8] |
| Morphology |
|
| Other spellings | 12 tofirina |
| Updated on 2025/11/13 |
|