| Entry | 1 tofintofina |
| Root | 2 tofina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fianjera, fidona; faharary noho ny fianjerana amin' ny tany; fihetsiketsehana, fanonjanonjana, fitopatopan' ny volon-doha (raha ohatra mihazakazaka). [1.1] |
| Derivatives |
|
| Synonyms | 18 tofina |
| Updated on 2025/09/19 |
|