Entry | 1 tofina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fianjera, fidona; faharary noho ny fianjerana amin' ny tany; fihetsiketsehana, fanonjanonjana, fitopatopan' ny volon-doha (raha ohatra mihazakazaka). [1.1] |
Derivatives |
|
Synonyms | 9 tofintofina |
Anagrams | 10 fanito, fañito, 11 fanoty, 12 fantio, 13 fotina, 14 tinafo, 15 tofina, 16 tonafy |
Updated on 2025/09/20 |
![]() |