|
|
|
|

Entry1  toe-tsaina
Elementary words  2  toetra, 3  saina
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  toetra ananan'ny saina miandritra ny fotoana fohy na maharitra [1.13]
Explanations in French  6  faculté d'esprit, psychologie [1.13]
Examples  7  Tokony hanondrotra hatrany ny toetsaina, ny toepanahy, ny fomba fiainana. [2.332#]
8  Tsy fantatro raha nanavao ny Fiangonana teo amin' ny sehatry ny fanabeazana, fa hajaiko ny toetsaina nentiny nampianatra ny mahantra, miaiky aho fa novidiany lafo izany ary mbola vidiany lafo foana. [1.369#]
All compound words 
Vocabulary  10  Psychology

Updated on 2025/09/12