Entry toeran > toerana (toetra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fipetrahana; ny misy ny zavatra iray andavanandro: Samy ataovy amin' ny toerany avy ny zavatra rehetra
Fipetraka, fitoetra: Tsy tiako ny toeran' ity trano ity. [1.1]
Explanations in English A place [1.7]
Explanations in French Lieu, endroit, situation, emplacement [1.8, 1.13]
Morphology 
Simple : toerana, toerako, toeranao, toerany, toerantsika, toeranay, toeranareo, toeran', toeran-, toeram-, toera-
Compound words 
Proverbs 

Anagrams