|
|
|
|

Entry1  toe-panahy
Elementary words  2  toetra, 3  fanahy
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  toetran' ny fanahy, izany hoe: ny fahamendreham-piainana [1.1]
Examples  6  Tokony hanondrotra hatrany ny toetsaina, ny toepanahy, ny fomba fiainana. [2.332#]

Anagrams  7 ipotehana, 8 toe-panahy

Updated on 2025/09/12