|
|
|
|

Entry 1  toavina
Root  2 toa
Part of speech  3  passive verb
Explanations in French  4 à qui on se soumet [1.3#704, 1.5#293]
5 qu'on honore [1.3#704]
Examples  6  ka tsy maintsy toavina an-tsakany sy an-davany. [2.996#]
7  Izany fifidianana izany ary koa ny fanendrena ny mpikambana hafa dia toavina amin' ny alàlan'ny didim-panjakana raisin' ny Filohan' ny Repoblika. [1.320#]
8  Koa tsy fitondran' Andriana mandeha amin' ny teny midina ho toavina ny an' ny fanjakana tanala, fa fanjakana nisian' ny fifampierana sy fifampifehezana anatanterahana ny hevitra nifanarahana teo amin' ny fivoriana niombonana. [2.508#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
Synonyms  12 toatoavina
Combinations  13  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word toavina

Anagrams  14 anavoty, 15 atavony, 16 itavano, 17 ivotàna, 18 taovany, 19 tivoana, toavina, 20 vatoina, 21 voantay

Updated on 2026/04/22