Entry toaka
Part of speech noun
Malagasy definition Zavapisotro misy aikaola mahamamo: Mpisotro toaka
Compound words, titles, names 
Examples 
1Afa-tsy ny toaka, izay izahay no nanapitra azy. [Andriamalala: Ranomasina, page 53]
2Sady vao maika nanafana ny lohany koa ny toaka nosotroiny. [Andraina: Mitaraina, page 78]
Quotes 
Articles 

2019/12/12