| Entry (1/2) | 1 tete |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Rano pitiny kely mianjera mitsitaitaika ka boribory kely ny endriny (tsy fampiasa amin' izao io teny io, fa ny matoanteny mitete no entina misolo azy): Andraraho fanafody indimy mitete (fa tsy indimy tete) ity rano ity.
[1.1] |
| Explanations in French |
4 goutte
[1.13] |
| Derivatives |
|
| Entry (2/2) | 21 tête
![]() |
| Part of speech | 22 feminine noun |
| Explanations in Malagasy |
23 loha
[1.9, 1.8] |
| Updated on 2025/11/17 |
|