|
|
|
|

Entry1  fitetevana
Part of speech  2  noun
Root  3  tete
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Filatsahana mitsltaitaika toy ny patrakala: Sarotra inoana fa ny fitetevan' ny ranonorana mandavan-taona no nahaloaka itỳ vatolampy itỳ
Toetran' ny zavatra, toy ny tafontrano, mamela ny rano hilatsaka mitsitaitaika toy ny patrakala: Amboary haingana itỳ tafo itỳ fa mety hanimba ny valindrihana ny fitetevan' ny tafontrano. / Mandena ny lohan' ny mpantsaka ny fitetevan' ny siny

Updated on 2025/07/29